plt_tn/eph/04/07.md

16 lines
576 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mampatsiahy ireo mpino ny amin'ireo fanomezam-pahasoavana izay nomen'i Kristy ho ampiasain'ireo mpino ao am-piangonana, izay vatana iray manontolon'ireo mpino.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny lazaina eto dia avy amin'ny hira izay nosoratan'i Davida Mpanjaka.
# Isika tsirairay avy dia nomena fahasoavana
DH: ''Nomen'Andriamanitra fahasoavana isika tsirairay avy'' na ''Nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana ny mpino tsirairay''
# Rehefa niakatra tany amin'ny avo Izy
''Rehefa niakatra tany an-danitra Kristy''