plt_tn/eph/04/07.md

576 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly mampatsiahy ireo mpino ny amin'ireo fanomezam-pahasoavana izay nomen'i Kristy ho ampiasain'ireo mpino ao am-piangonana, izay vatana iray manontolon'ireo mpino.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny lazaina eto dia avy amin'ny hira izay nosoratan'i Davida Mpanjaka.

Isika tsirairay avy dia nomena fahasoavana

DH: ''Nomen'Andriamanitra fahasoavana isika tsirairay avy'' na ''Nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana ny mpino tsirairay''

Rehefa niakatra tany amin'ny avo Izy

''Rehefa niakatra tany an-danitra Kristy''