plt_tn/eph/03/01.md

533 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mba hampazava ny marina miafina momban'ny fiangonana amin'ireo mpino, dia miverina maneho ny maha-iray an'ireo Jiosy sy Jentilisa ary ny tempoly izay hikambanan'ireo mpino ankehitriny Paoly.

Noho izany

''Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra aminareo''

gadran'i Kristy Jesosy

''ilay iray izay nalefan'i Kristy Jesosy any am-pigadrana''

ny fitantanana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo

''ny andraikitra izay nomen'Andriamanitra ahy mba hitondrana fahasoavana aminareo''