plt_tn/eph/03/01.md

16 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Mba hampazava ny marina miafina momban'ny fiangonana amin'ireo mpino, dia miverina maneho ny maha-iray an'ireo Jiosy sy Jentilisa ary ny tempoly izay hikambanan'ireo mpino ankehitriny Paoly.
# Noho izany
''Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra aminareo''
# gadran'i Kristy Jesosy
''ilay iray izay nalefan'i Kristy Jesosy any am-pigadrana''
# ny fitantanana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo
''ny andraikitra izay nomen'Andriamanitra ahy mba hitondrana fahasoavana aminareo''