plt_tn/eph/01/22.md

796 B

ao ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny zavatra rehetra

Eto ny ''tongotra'' dia maneho ny fahefana sy herin'i Kristy. DH: ''ao ambanin'ny herin'i Kristy ny zavatra rehetra''

lohan'ny zavatra rehetra ... no vatany

Tahaka ny amin'ny vatan'olombelona, ny loha no manapaka ny zavatra rehetra mahakasika ny vatana, noho izany Kristy no lohan'ny vatan'ny fiangonana.

lohan'ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana

Eto ny ''loha'' dia maneho ny mpitarika na izay miandraikitra. DH: ''mpanapaka ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana''

Ny fiangonana no vatany

Ny fiangonana dia maneho ny vatan'i Kristy foana.

ilay fahafenoan'ilay mameno ny zavatra rehetra amin'ny endriny rehetra

''Kristy dia mameno ny fiangonana amin'ny ainy sy heriny toy ny hanomezany aina ny zavatra rehetra''