plt_tn/eph/01/22.md

20 lines
796 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ao ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny zavatra rehetra
Eto ny ''tongotra'' dia maneho ny fahefana sy herin'i Kristy. DH: ''ao ambanin'ny herin'i Kristy ny zavatra rehetra''
# lohan'ny zavatra rehetra ... no vatany
Tahaka ny amin'ny vatan'olombelona, ny loha no manapaka ny zavatra rehetra mahakasika ny vatana, noho izany Kristy no lohan'ny vatan'ny fiangonana.
# lohan'ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana
Eto ny ''loha'' dia maneho ny mpitarika na izay miandraikitra. DH: ''mpanapaka ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana''
# Ny fiangonana no vatany
Ny fiangonana dia maneho ny vatan'i Kristy foana.
# ilay fahafenoan'ilay mameno ny zavatra rehetra amin'ny endriny rehetra
''Kristy dia mameno ny fiangonana amin'ny ainy sy heriny toy ny hanomezany aina ny zavatra rehetra''