plt_tn/eph/01/15.md

359 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ary midera an'Andriamanitra nohon'ny hery izay ananan'ireo mpino tamin'ny alalan'i Kristy.

tsy nitsahatra ny nisaotra an'Andriamanitra aho

Paoly mampiasa ''tsy nitsahatra'' mba hanamafisana fa manohy misaotra an' Andriamanitra izy. DH: ''Manohy misaotra an' Andriamanitra aho''