# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ary midera an'Andriamanitra nohon'ny hery izay ananan'ireo mpino tamin'ny alalan'i Kristy. # tsy nitsahatra ny nisaotra an'Andriamanitra aho Paoly mampiasa ''tsy nitsahatra'' mba hanamafisana fa manohy misaotra an' Andriamanitra izy. DH: ''Manohy misaotra an' Andriamanitra aho''