plt_tn/eph/01/05.md

657 B

Andriamanitra dia nisafidy antsika mialoha ho amin'ny fananganana ho zanaka

Ny teny hoe ''antsika'' dia maneho an'i Paoly, ilay fiangonana Efesiana, ary ireo mpino rehetra ao amin'i Kristy. DH: ''Efa hatry ny ela Andriamanitra no nanomana ny hanangana antsika ho zanaka''

ho amin'ny fananganana ho zanaka

Eto ny ''manangana ho zanaka'' dia maneho ny fametrahana ho ao amin'ny fianakavian' Andriamanitra''

tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy

Andriamanitra dia nitondra ireo mpino ho ao amin'ny fianakaviany tamin'ny alalan'ny asan'i Jesosy Kristy.

ilay Iray izay tiany

''ilay Iray izay tiany, dia Jesosy Kristy'' na ''ny Zanany lahy, izay tiany''