plt_tn/eph/01/05.md

16 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Andriamanitra dia nisafidy antsika mialoha ho amin'ny fananganana ho zanaka
Ny teny hoe ''antsika'' dia maneho an'i Paoly, ilay fiangonana Efesiana, ary ireo mpino rehetra ao amin'i Kristy. DH: ''Efa hatry ny ela Andriamanitra no nanomana ny hanangana antsika ho zanaka''
# ho amin'ny fananganana ho zanaka
Eto ny ''manangana ho zanaka'' dia maneho ny fametrahana ho ao amin'ny fianakavian' Andriamanitra''
# tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy
Andriamanitra dia nitondra ireo mpino ho ao amin'ny fianakaviany tamin'ny alalan'ny asan'i Jesosy Kristy.
# ilay Iray izay tiany
''ilay Iray izay tiany, dia Jesosy Kristy'' na ''ny Zanany lahy, izay tiany''