plt_tn/ecc/12/06.md

28 lines
675 B
Markdown

# Tsarovy
"tadidio"
# ialohan'ny hahatapahan'ny kofehy volafotsy... hahatapaka ny kodia eo amin'ny lava-drano
Ny mpanoratra mampitaha ny fahafatesana amin'ny karazan-javatra potika. Ny fahafatesana dia hanimba ny vatana tahaka ny loza tsy nahy manimba ireo zavatra rehefa ampiasain'izy ireo.
# hahatapahan'ny kofehy volafotsy
"misy manapaka ny kofehy fotsy volafotsy"
# hahavaky ny lovia volamena
"misy mamaky ny lovia volamena"
# hahatorotoro ny siny
"misy manorotoro ny siny"
# hahatapaka ny kodian-drano
"misy manapaka ny kodian-drano"
# miverina amin'ny tany izay nihaviany ny vovoka
Eto ny teny "vovoka" dia maneho ny vatan'olombelona izay lasa potipotika.