plt_tn/ecc/12/06.md

675 B

Tsarovy

"tadidio"

ialohan'ny hahatapahan'ny kofehy volafotsy... hahatapaka ny kodia eo amin'ny lava-drano

Ny mpanoratra mampitaha ny fahafatesana amin'ny karazan-javatra potika. Ny fahafatesana dia hanimba ny vatana tahaka ny loza tsy nahy manimba ireo zavatra rehefa ampiasain'izy ireo.

hahatapahan'ny kofehy volafotsy

"misy manapaka ny kofehy fotsy volafotsy"

hahavaky ny lovia volamena

"misy mamaky ny lovia volamena"

hahatorotoro ny siny

"misy manorotoro ny siny"

hahatapaka ny kodian-drano

"misy manapaka ny kodian-drano"

miverina amin'ny tany izay nihaviany ny vovoka

Eto ny teny "vovoka" dia maneho ny vatan'olombelona izay lasa potipotika.