plt_tn/ecc/12/04.md

284 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fomba fiteniny ny mpnoratra.

mirindrina ny varavaram-be eny amin'ny lalana

D.H: "arindran'ny olona ny varavaram-be izay eny amin'ny lalana"

taitran'ny feom-borona ny lehilahy,

D.H: "rehefa manaitra ny lehilahy ny feom-borona"