# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fomba fiteniny ny mpnoratra. # mirindrina ny varavaram-be eny amin'ny lalana D.H: "arindran'ny olona ny varavaram-be izay eny amin'ny lalana" # taitran'ny feom-borona ny lehilahy, D.H: "rehefa manaitra ny lehilahy ny feom-borona"