plt_tn/ecc/10/18.md

20 lines
562 B
Markdown

# Fa nohon'ny hakamoana no mampilatsaka ny tafo
Ny olona kamo dia tsy mitahiry eo amin'ireo karazana fikojakojana tokan-trano.
# nohon'ny fahalainan'ny tanana no mampitete ny trano
D.H: "noho ny fahalain'ny olona"
# Manomana sakafo ho amin'ny fihomehezana ny olona
D.H: "manomana sakafo ny olona mba hiomehezana."
# divay mitondra fankafizana fiainana,
D.H: "divay manampy ny olona hankafia ny fiainana"
# ny vola mameno ny filan-javatra rehetra.
Mety midika 1) "vola manome ho an'izay rehetra ilaina" na 2) "vola manome ny sakafo sy divay mitambatra."