plt_tn/ecc/10/18.md

562 B

Fa nohon'ny hakamoana no mampilatsaka ny tafo

Ny olona kamo dia tsy mitahiry eo amin'ireo karazana fikojakojana tokan-trano.

nohon'ny fahalainan'ny tanana no mampitete ny trano

D.H: "noho ny fahalain'ny olona"

Manomana sakafo ho amin'ny fihomehezana ny olona

D.H: "manomana sakafo ny olona mba hiomehezana."

divay mitondra fankafizana fiainana,

D.H: "divay manampy ny olona hankafia ny fiainana"

ny vola mameno ny filan-javatra rehetra.

Mety midika 1) "vola manome ho an'izay rehetra ilaina" na 2) "vola manome ny sakafo sy divay mitambatra."