plt_tn/ecc/10/16.md

646 B

Loza ho anao, ry tany... sambatra ianao, ry tany,

Amin'ireo andininy ireo, miresaka amin'ny firenena toy olona ny mpanoratra.

raha tovolahy no mpanjakanao

ity dia midika fa tsy ampy trai-kefa ny mpanjaka na tsy matotra. Na izany aza, ireo dikan-teny sasany taty aoriana, dia nindrana ny teny Hebreo toy "ny mpanompo."

manomboka manao firavoravoana amin'ny maraina

Ity dia milaza fa ny mpitarika dia be saina amin'ny fananana fotoana tsara noho ny miaraka amin'ny fitarihana ny firenena.

zanaka lahin'ireo mendri-kaja

Ity dia milaza fa ny zanaka lahy dia efa nizatra tamin'ireo zokiny tamin'ny fanaon'ny vatana ilay mpanjaka tsara.