# Loza ho anao, ry tany... sambatra ianao, ry tany, Amin'ireo andininy ireo, miresaka amin'ny firenena toy olona ny mpanoratra. # raha tovolahy no mpanjakanao ity dia midika fa tsy ampy trai-kefa ny mpanjaka na tsy matotra. Na izany aza, ireo dikan-teny sasany taty aoriana, dia nindrana ny teny Hebreo toy "ny mpanompo." # manomboka manao firavoravoana amin'ny maraina Ity dia milaza fa ny mpitarika dia be saina amin'ny fananana fotoana tsara noho ny miaraka amin'ny fitarihana ny firenena. # zanaka lahin'ireo mendri-kaja Ity dia milaza fa ny zanaka lahy dia efa nizatra tamin'ireo zokiny tamin'ny fanaon'ny vatana ilay mpanjaka tsara.