plt_tn/ecc/09/09.md

12 lines
382 B
Markdown

# Miainà am-pifaliana miaraka amin'ny vady tianao
Iray no afaka hitia ny vadiny izay ananany. D.H: "Satria ianao manambady izay tianao, miainà am-pifaliana miaraka aminy."
# Na inona na inona hitan'ny tananao atao
D.H: "Na inona na inona hain'ny tananao atao"
# tsy misy asa na fanazavana na fahalalana na fahendrena
D.H: "ny maty tsy miasa na manazava na manana fahendrena"