plt_tn/ecc/09/09.md

382 B

Miainà am-pifaliana miaraka amin'ny vady tianao

Iray no afaka hitia ny vadiny izay ananany. D.H: "Satria ianao manambady izay tianao, miainà am-pifaliana miaraka aminy."

Na inona na inona hitan'ny tananao atao

D.H: "Na inona na inona hain'ny tananao atao"

tsy misy asa na fanazavana na fahalalana na fahendrena

D.H: "ny maty tsy miasa na manazava na manana fahendrena"