plt_tn/ecc/08/16.md

484 B

nanefy ny foko aho

Manefy ny sain'olona ary fanakarana amin'ny fanakarana zavatra. D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko"

ny asa izay atao eto ambonin'ny tany,

D.H: "ny asa izay ataon'ny olona et ambonin'ny tany"

tsy amin-torimaso amin'ny alina

D.H: "tsy misy fatoriana"

ny asa izay vita teto ambanin'ny masoandro

Mety midika 1) "ny asa izay ataon'Andriamanitra eo ambany masoandro" na 2) "ny asa izay avelan'Andriamnitra ataon'ny olona eo ambany masoandro"