plt_tn/ecc/08/16.md

16 lines
484 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanefy ny foko aho
Manefy ny sain'olona ary fanakarana amin'ny fanakarana zavatra. D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko"
# ny asa izay atao eto ambonin'ny tany,
D.H: "ny asa izay ataon'ny olona et ambonin'ny tany"
# tsy amin-torimaso amin'ny alina
D.H: "tsy misy fatoriana"
# ny asa izay vita teto ambanin'ny masoandro
Mety midika 1) "ny asa izay ataon'Andriamanitra eo ambany masoandro" na 2) "ny asa izay avelan'Andriamnitra ataon'ny olona eo ambany masoandro"