plt_tn/ecc/08/14.md

406 B

misy zava-poana

"tsy misy dikany" na "zava-poana". Zavatra izay mitranga saingy tsy tokony ho izy. Toy ny zavatra tsara mitranga amin'ny olon-dratsy na zavatra ratsy mitranga amin'ny olona tsara.

zavatra hafa vita tety ambonin'ny tany.

D.H: "zavatra hafa izay ataon'ny olona ety ambonin'ny tany"

ny androm-piainany rehetra izay nomen'Andriamanitra azy

D.H: "fa Andriamanitra mamela azy hiaina."