# misy zava-poana "tsy misy dikany" na "zava-poana". Zavatra izay mitranga saingy tsy tokony ho izy. Toy ny zavatra tsara mitranga amin'ny olon-dratsy na zavatra ratsy mitranga amin'ny olona tsara. # zavatra hafa vita tety ambonin'ny tany. D.H: "zavatra hafa izay ataon'ny olona ety ambonin'ny tany" # ny androm-piainany rehetra izay nomen'Andriamanitra azy D.H: "fa Andriamanitra mamela azy hiaina."