plt_tn/ecc/08/10.md

16 lines
705 B
Markdown

# ny ratsy fanahy nalevina am-pahibemaso
Ny olon-dratsy izay maty dia nomena fandevenana amboninahitra. Voalaza fa ny vatan'izy ireo dia tokony natsipy tany amin'ny tanàna fialofana na toy izany. D.H: "alevin'ny olona ampahibemaso ny olon-dratsy."
# Nalaina tamin'ny faritra masina izy ireo ka nalevina ary noderain'ireo mponina
D.H: "Nalain'olona tamin'ny faritra masina izy ireo ka nalevina ary noderaina ireo"
# Raha tsy tanteraka faingana ny didim-pitsarana hanohitra ny heloka bevava ratsy,
D.H: "Raha tsy manala faingana ny didim-pitsarana hanohitra ny heloka bevava ny olona ao amin'ny fahefana"
# mitaona ireo fon'olombelona
Eto ny "fo" dia maneho olona. D.H: "mitaona ny maha olombelona"