plt_tn/ecc/08/10.md

705 B

ny ratsy fanahy nalevina am-pahibemaso

Ny olon-dratsy izay maty dia nomena fandevenana amboninahitra. Voalaza fa ny vatan'izy ireo dia tokony natsipy tany amin'ny tanàna fialofana na toy izany. D.H: "alevin'ny olona ampahibemaso ny olon-dratsy."

Nalaina tamin'ny faritra masina izy ireo ka nalevina ary noderain'ireo mponina

D.H: "Nalain'olona tamin'ny faritra masina izy ireo ka nalevina ary noderaina ireo"

Raha tsy tanteraka faingana ny didim-pitsarana hanohitra ny heloka bevava ratsy,

D.H: "Raha tsy manala faingana ny didim-pitsarana hanohitra ny heloka bevava ny olona ao amin'ny fahefana"

mitaona ireo fon'olombelona

Eto ny "fo" dia maneho olona. D.H: "mitaona ny maha olombelona"