plt_tn/ecc/08/05.md

8 lines
257 B
Markdown

# Ny fon'olon-kendry dia manaiky
Ny "fo" dia maneho saina. D.H: "manaiky ny olon-kendry"
# Iza no afaka hilaza aminy izay ho avy?
Ity dia manamafy fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy miy na iray hiteny aminy izay ho avy."