# Ny fon'olon-kendry dia manaiky Ny "fo" dia maneho saina. D.H: "manaiky ny olon-kendry" # Iza no afaka hilaza aminy izay ho avy? Ity dia manamafy fa tsy misy na iray mahalala izay hitranga amin'ny hoavy. D.H: "Tsy miy na iray hiteny aminy izay ho avy."