plt_tn/ecc/08/02.md

482 B

fianianan'Andriamanitra hiaro azy.

"ny fianianana nataonao teo anatrehan'Andriamanitra miaro azy"

ny didin'ny mpanjaka

D.H: "izay lazain'ny mpanjaka dia lalàna"

Aza malaina amin'ny fanatrehana azy

Mety midika 1) aza maika handao ny fanatrehany na 2) mampitoetra antsaram-panahy amin'ny mpanjaka, aza maika ny hiala aminy mankany an-kafa.

iza no hiteny aminy hoe

D.H: "tsy misy na iray hilaza aminy"

Inona ity ataonao?

D.H: "tsy tokony hanao izay ataonao ianao."