# fianianan'Andriamanitra hiaro azy. "ny fianianana nataonao teo anatrehan'Andriamanitra miaro azy" # ny didin'ny mpanjaka D.H: "izay lazain'ny mpanjaka dia lalàna" # Aza malaina amin'ny fanatrehana azy Mety midika 1) aza maika handao ny fanatrehany na 2) mampitoetra antsaram-panahy amin'ny mpanjaka, aza maika ny hiala aminy mankany an-kafa. # iza no hiteny aminy hoe D.H: "tsy misy na iray hilaza aminy" # Inona ity ataonao? D.H: "tsy tokony hanao izay ataonao ianao."