plt_tn/ecc/07/27.md

425 B

Nanampy vokam-pikarohana iray tamin'ny hafa aho

D.H: "fikaroan-javatra iray aorian'ny hafa"

mba hahita fanazavana ny zava-misy

D.H: "mba mahay manazava fiainana"

olo-marina iray teo amin'ny arivo aho

Olo-marina iray ihany no ita tao amin'ny vondrona 1,000 lahy. D.H: "olo-marina 1 teo amin'ny 1,0000"

vehivavy iray teo amin'ireo rehetra ireo

Tsy nisy vehivavy marina iray hita teo amin'ny vondrona 1,000 vavy.