# Nanampy vokam-pikarohana iray tamin'ny hafa aho D.H: "fikaroan-javatra iray aorian'ny hafa" # mba hahita fanazavana ny zava-misy D.H: "mba mahay manazava fiainana" # olo-marina iray teo amin'ny arivo aho Olo-marina iray ihany no ita tao amin'ny vondrona 1,000 lahy. D.H: "olo-marina 1 teo amin'ny 1,0000" # vehivavy iray teo amin'ireo rehetra ireo Tsy nisy vehivavy marina iray hita teo amin'ny vondrona 1,000 vavy.