plt_tn/ecc/07/14.md

16 lines
486 B
Markdown

# Rehefa tsara ny andro... ratsy ny andro
"raha zavatra tsara no mitranga... raha zavatra ratsy no mitranga"
# miainà amim-pifaliana amin'izany hatsarana izany
"mifalia amin'ireo zavatra tsara"
# hiaraka
"fotoana mitovy"
# ny zavatra rehetra izay mitranga aoriany.
Mety midika hoe 1) "ny zava-drehetra izay miseho amin'ny hoavy" na 2) "ny zava-drehetra izay miseho amin'izao tontolo izao aorian'ny fahafatesana" na 3) "ny zava-dehetra izay miseho aminy aorian'ny hahafatesany."