plt_tn/ecc/07/14.md

486 B

Rehefa tsara ny andro... ratsy ny andro

"raha zavatra tsara no mitranga... raha zavatra ratsy no mitranga"

miainà amim-pifaliana amin'izany hatsarana izany

"mifalia amin'ireo zavatra tsara"

hiaraka

"fotoana mitovy"

ny zavatra rehetra izay mitranga aoriany.

Mety midika hoe 1) "ny zava-drehetra izay miseho amin'ny hoavy" na 2) "ny zava-drehetra izay miseho amin'izao tontolo izao aorian'ny fahafatesana" na 3) "ny zava-dehetra izay miseho aminy aorian'ny hahafatesany."