plt_tn/ecc/06/07.md

545 B

Mameno ny vavany

D.H: "manisy hanina ny vavany" na "mihinana"

tsy feno ny homany

D.H: "tsy afa-po amin'ny homany izy"

inona no tombon-tsoa ananan'ny olon-kendry amin'ny adala?

Ny fahendren'ny olon-kendry dia tsy mampiseho azy fanampy fialofana. D.H: "ny olona hendry dia tsy manana tombony eo amin'ny adala."

Inona no tombon-tsoa ananan'ny mahantra na dia mahafantatra ny fomba fihetsika manoloana ny olona hafa aza izy?

D.H: "Ny olona mahantra dia tsy manana tombony nadia fantany aza ny fomba fihetsika manoloana ny olon-kafa."