plt_tn/ecc/06/07.md

16 lines
545 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mameno ny vavany
D.H: "manisy hanina ny vavany" na "mihinana"
# tsy feno ny homany
D.H: "tsy afa-po amin'ny homany izy"
# inona no tombon-tsoa ananan'ny olon-kendry amin'ny adala?
Ny fahendren'ny olon-kendry dia tsy mampiseho azy fanampy fialofana. D.H: "ny olona hendry dia tsy manana tombony eo amin'ny adala."
# Inona no tombon-tsoa ananan'ny mahantra na dia mahafantatra ny fomba fihetsika manoloana ny olona hafa aza izy?
D.H: "Ny olona mahantra dia tsy manana tombony nadia fantany aza ny fomba fihetsika manoloana ny olon-kafa."