plt_tn/ecc/05/18.md

476 B

Indro

"mitandrina" na "mihaino tsara"

izay efa hitako ho tsara sy mety

Ny teny "tsara" sy "mety" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fanamafisana faha roa dia midika an'ilay voaloha. D.H: "izay efa hitako amin'ny zavatra tsara ho atao."

mandritry ity androm-piainana izay nomen'Andriamanitra antsika ity

D.H: ""raha mamela antsika hiaina Andrimanitra"

anjaran'ny olona.

Mety midika 1) "valisoa an'olona" na 2) "fanomezan'ny olona amin'ny fianana."