# Indro "mitandrina" na "mihaino tsara" # izay efa hitako ho tsara sy mety Ny teny "tsara" sy "mety" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fanamafisana faha roa dia midika an'ilay voaloha. D.H: "izay efa hitako amin'ny zavatra tsara ho atao." # mandritry ity androm-piainana izay nomen'Andriamanitra antsika ity D.H: ""raha mamela antsika hiaina Andrimanitra" # anjaran'ny olona. Mety midika 1) "valisoa an'olona" na 2) "fanomezan'ny olona amin'ny fianana."