plt_tn/ecc/05/13.md

12 lines
372 B
Markdown

# dia harena angonin'ny tompony
D.H: "ny tompony manangona harena"
# amin'ny vintan-dratsy
Mety midika 1) "na amin'ny loza" na 2) "na amin'ny fifanaraha fandraharana.
# ny zanany lahy, ilay naterany, dia tavela tsy manana na inona na inona eo an-tanany.
Eto ny teny "eo an-tanany" dia maneho ny fananany. D.H: "niala tsy nahazo harena ho an'ny tena zanany lahy izy"