plt_tn/ecc/05/13.md

372 B

dia harena angonin'ny tompony

D.H: "ny tompony manangona harena"

amin'ny vintan-dratsy

Mety midika 1) "na amin'ny loza" na 2) "na amin'ny fifanaraha fandraharana.

ny zanany lahy, ilay naterany, dia tavela tsy manana na inona na inona eo an-tanany.

Eto ny teny "eo an-tanany" dia maneho ny fananany. D.H: "niala tsy nahazo harena ho an'ny tena zanany lahy izy"