plt_tn/ecc/05/10.md

537 B

Izany, ihany koa, dia entona.

Entona misy zavatra tsotra fotsiny, koa tsy misy fahasambarana ao anatin'ny fanirina ny vola.

Tahaka ny hitomboan'ny fanambinana

D.H: "Tahaka ny olona be fanambinana"

tahaka izany ihany koa ny olona izay mihinana izany.

Mety ho dikany 1) "koa misy olona mandany vola be" na 2) koa misy olona maro izay mampiasa ny hareny."

Inona no tombon-tsoa an'ny tompony amin'ny harena afa-tsy ny mijery izany?

D.H: "Ny tombotsoa izay an'ny tompony avy amin'ny harena dia izay afahany mijery izany ihany"