plt_tn/ecc/05/10.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izany, ihany koa, dia entona.
Entona misy zavatra tsotra fotsiny, koa tsy misy fahasambarana ao anatin'ny fanirina ny vola.
# Tahaka ny hitomboan'ny fanambinana
D.H: "Tahaka ny olona be fanambinana"
# tahaka izany ihany koa ny olona izay mihinana izany.
Mety ho dikany 1) "koa misy olona mandany vola be" na 2) koa misy olona maro izay mampiasa ny hareny."
# Inona no tombon-tsoa an'ny tompony amin'ny harena afa-tsy ny mijery izany?
D.H: "Ny tombotsoa izay an'ny tompony avy amin'ny harena dia izay afahany mijery izany ihany"