plt_tn/ecc/04/05.md

376 B

Ny adala mamoritra ny tanany ary tsy miasa

mamoritra ny tanany dia fihetsikin'ny hakamoana ary ny fomba iray hafa dia filazana ny olona mandà asa.

ka dia ny nofony ihany no sakafony.

D.H: "ho fehiny, izy ihany no fototry ny fapotehiny."

miezaka ny manohitra rivotra.

Tsy ny asa rehetra no mahasoa. Ny ankamaroan'ny asa tsy mahasoa toy ny fiezahana mamehy rivotra.