plt_tn/ecc/04/05.md

12 lines
376 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny adala mamoritra ny tanany ary tsy miasa
mamoritra ny tanany dia fihetsikin'ny hakamoana ary ny fomba iray hafa dia filazana ny olona mandà asa.
# ka dia ny nofony ihany no sakafony.
D.H: "ho fehiny, izy ihany no fototry ny fapotehiny."
# miezaka ny manohitra rivotra.
Tsy ny asa rehetra no mahasoa. Ny ankamaroan'ny asa tsy mahasoa toy ny fiezahana mamehy rivotra.