plt_tn/ecc/03/01.md

641 B

Fampahafantarana ami'ny anakapobeny:

Ny mpanoratra manova fampisainana maro eo amin'ny lisitry ny fiainana.

Fa ny zava-drehetra dia efa voatondro amin'ny fotoany, ary ny vanim-potoana ho amin'ny tanjona tsirairay

ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary dia natambatra ho fanamafisana.

ahaterahana ary... ahafatesana... hamonoana ary... hanasitranana

Ireo dia fomba fijery samihafa isan-karazany eo amin'ny fiainana ho famaritana avy amin'ny zavatra iray tafahoatra.

fotoana hamokarana

Mety midika hoec 1) "fotoana hamokarana" na 2) "fotoana hanalana ahi-dratsy" na 3) "fotoana hanongotana."