# Fampahafantarana ami'ny anakapobeny: Ny mpanoratra manova fampisainana maro eo amin'ny lisitry ny fiainana. # Fa ny zava-drehetra dia efa voatondro amin'ny fotoany, ary ny vanim-potoana ho amin'ny tanjona tsirairay ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary dia natambatra ho fanamafisana. # ahaterahana ary... ahafatesana... hamonoana ary... hanasitranana Ireo dia fomba fijery samihafa isan-karazany eo amin'ny fiainana ho famaritana avy amin'ny zavatra iray tafahoatra. # fotoana hamokarana Mety midika hoec 1) "fotoana hamokarana" na 2) "fotoana hanalana ahi-dratsy" na 3) "fotoana hanongotana."