plt_tn/ecc/02/03.md

376 B

Nizaha ny tao am-poko aho

D.H: "Nisaina lalina aho"

hahitako fahafinaretana amin'ny divay

D.H: "ampiasaina ny divay mba hanomezana hafaliana ho an'ny tenako."

Avelako tarihin'ny saiko amin'ny fahendrena aho

D.H: "Nisaina lalina mahakasika ireo zavatra izay niantefan'ny fahendren'olona tamiko aho"

mandritr'ireo andro hiainany

D.H: "raha mbola velona izy ireo"