# Nizaha ny tao am-poko aho D.H: "Nisaina lalina aho" # hahitako fahafinaretana amin'ny divay D.H: "ampiasaina ny divay mba hanomezana hafaliana ho an'ny tenako." # Avelako tarihin'ny saiko amin'ny fahendrena aho D.H: "Nisaina lalina mahakasika ireo zavatra izay niantefan'ny fahendren'olona tamiko aho" # mandritr'ireo andro hiainany D.H: "raha mbola velona izy ireo"