plt_tn/ecc/01/16.md

12 lines
421 B
Markdown

# Niteny tamin'ny foko aho
D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny saiko"
# fahaverezan-tsaina ary hadalana
Ny teny "fahaverezan-tsaina" sy "fahadalana" dia mizara dika mitovy ary maneho fahalotoan'eritreritra sy fitotadan-tena, tsirairay.
# fanandramana hiambina ny rivotra
Ny mpitoriteny dia milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona toy ny fanandramana hisambo-jivotra na hitazon-jivotra avy amin'ny fitsofana.