plt_tn/ecc/01/16.md

421 B

Niteny tamin'ny foko aho

D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny saiko"

fahaverezan-tsaina ary hadalana

Ny teny "fahaverezan-tsaina" sy "fahadalana" dia mizara dika mitovy ary maneho fahalotoan'eritreritra sy fitotadan-tena, tsirairay.

fanandramana hiambina ny rivotra

Ny mpitoriteny dia milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona toy ny fanandramana hisambo-jivotra na hitazon-jivotra avy amin'ny fitsofana.